Queens

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny fokotan'ny Queens (miloko mavo) sy ny aeroport (miloko manga)

Queens dia anisan'ny fokontany dimy ny tanànan'ny New York any Etazonia (miaraka amin'ny Manhattan, Brooklyn, Bronx ary Staten Island). Ao amin'ny kaontian'i Queens (Queens County), fizaran'ny faritan'i New York izy. 2 229 379 ny isan'ny olona tany Queens tamin'ny 2000. Ilay fokontany dia norofonina tamin'ny 1 Novambra 1683, nomena anarana Queen izy ho an'ny voninahitr'i Catherine de Bragance, vadin'i mpanjaka Charles II.

Toe-tany[hanova | hanova ny fango]

Any andrefan'ny Long Island (Nosy Lava) ny misy ny distrikan'ny Queens, any atsinanan'ny Brooklyn. Ao amin'ny distrikan'ny Queens ihany koa ny Nosy maromaro ao amin'ny Jamaica Bay. Ny tontalin'ny fivelaran'ny distrika dia misy 461 km2, 282,9 km2 ny tany dia 178,8 km2 ny rano. Fokontany ngeza indrindra any New York ny Queens. Ny tetezana Queensboro ny mampitohy ny fokotan'ny Queens amin'ny fokotan'ny Manhattan.