Qin Shi Huang

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Sarin'i Qin Shi Huan, mpamorona ny dinastia Qin

I Qin Shi Huang na Qin Shi Huangdi [tɕʰɨn ˩˦ ʂɨ ˧˩˦ xwaŋ ˧˥ tʰi˥˩] (秦始皇帝 ; pinyin : Qín Shǐ Huángdì) (~ -259 - 10 Septambra -210) dia mpanjakan'ny Qin tamin'ny -247 katramin'ny -221.