Osama Bin Laden
Avy amin'i Wikipedia
Osama Bin Laden (na Oussama Ben Laden ; amin'ny teny arabo أسامة بن محمد بن عوض بن لادن, Usāma ben Muḥamad bin °Awaḍ bin Lādin), teraka tamin'ny 10 Martsa 1957 ary matin'ny commando amerikana any Abbottabad (Pakistana) tamin'ny 2 Mey 2011, dia omlom-pirenena saodianina, anisan'ireo olon anamorona an'i Al-Qaida.