Michael Jackson
Avy amin'i Wikipedia
I Michael Joseph Jackson, teraka tamin'ny 29 Aogositra 1958 tany Gary, nodimandry tamin'ny 25 Jiona 2009 tany Los Angeles) dia mpihira, mpandihy amerikana. Fahafito ao amina fianankaviana misy zanaka sivy, nanomboka ny nihira sy nandihy tamin'izy 11 taona ; nanomboka nihira irery izy tamin'ny 1971 ary namorona hira folo izy, enina amin'ireo album ireo no anisan'ny be mpividy indrindra : Off the Wall (1979), Thriller (1982), Bad (1987), Dangerous (1991), HIStory (1995) sy Invincible (2001).
Votoatiny |
Tantaram-piainana [hanova]
Fahazazana [hanova]
The Jackson Five [hanova]
Nanomboka niasa irery [hanova]
Jereo koa [hanova]
Rohy ivelany [hanova]
- ((en)) MichaelJackson.com - Le site officiel Sony BMG Music
- ((en)) Michael Jackson Live!, site officiel de la tournée
- ((mul)) sokajy Michael Jackson ao amin'ny dmoz
