Manitra

Avy amin'i Wikipedia

Ny teny hoe, Manitra dia teny natao ilazana zavatra manana fofona tsara.
Ohatra : Savony Manitra, rano-manitra, emboka manitra, asaramanitra, paperimanitra etc.
Hazo atao fanampy na anaranana koa ny teny hoe Manitra ,mety atao anaram-behivavy sy lehilahy ny teny.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.