Ludwik Lejzer Zamenhof

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Endrika:Infobox biographie

I Ludwik Lejzer Zamenhof dia dokotera mpijery maso nipetraka any Polonia. Fantantsika izy ankehitriny satria izy no namorona ny fanipihan'ny teny esperanto.