Leôna III Isaoriana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Leo III the Isaurian)
Leôna III Isaoriana
Ankapobeny
Anarana Leôna III Isaoriana
Teraka taona 675
Maty 18 Jiona 741
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Empira Bizantina
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

I Leôna III Isaoriana dia emperora bizantina tamin’ ny taona 717 ka hatramin' ny taona 741. Izy no nanorina ny tarana-mpanjaka isaoriana. Atao hoe Λέων Γʹ ό Ίσαυρος / Léôn III o Isauros izy amin' ny teny grika. Teraka manodidina ny taona 680 tany Germanicia (Kahramanmaraş ankehitriny, any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Torkia) izy ary maty tamin' ny 18 Jiona 741.

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

Ny zanany dia Constantine V.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.