Laoka
Apparence
Ny laoka dia iray amin' ny fototra roa amin' ny sakafo malagasy, miaraka amin' ny vary. Io teny io dia manondro ny sakafo masira ampiarahin' ny Malagasy amin' ny vary rehefa misakafo izy ireo, toy ny trondro, ny hena, ny henan' akoho sy ny maro samy hafa. Ny laoka koa dia ahitana sakafo tena malagasy toy ny ravitoto sy henakisoa, ny voanjobory sy henankisoa na ron' akoho.[1]
Loharano
[hanova | hanova ny fango]- ↑ "Vary sy laoka malagasy" voyage-madagascar.org