Hena

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
hena

Ny atao hoe hena dia ireo sakafo izay misy hozatra, miaraka amina tavin-kena, ra, fitatitra, tsinay na jabora. Izy io dia mety vokatry ny fiompiana na vokatry ny fihazana. Ny fihinanana hena dia iadian-kevitra ary tsindraindray mifady hena ny kolontsaina na ny finoana sasany. Azo raisina ohatra izao ny mozilmana na ny jiosy samy mifady henan-kisoa fa tsy mifady hena hafa, raha vao vonoina araka ny fombany ilay biby.

[hanova] Dika ara-dalàna

Araka ny fikambanana iraisam-pirenen'ny fahasalaman'ny biby, ny hena dia ireo zavatra rehetra azo hoanina amin'ny biby. Araka ny fitsipika eoropeana, ny hena dia ireo zavatra azo hoanina amin'ny biby, miaraka amin'ny ra. Ambaran'ny fikambanana iraisam-pirenen'ny fahasalamana fa "biby izay mampinono na manana atody, ary koa ny tantely."

[hanova] Ny lokon'ny hena

Avy amin'ny miôglôbina ny lokon'ny hena satria ny hemôglôbina sisany dia dimy na folo isan-jaton'ny voan-doko tontaliny raha ara-dalàna ny fomba famonoana ilay biby.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa