Lalàna

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny lalàna dia fitsipika na amboaram-pitsipika tsy mainty arahin'ny olon-drehetra, avoakan'ny mpitondra fanjakana, na voarakititry ny fomba amam-panao hatran'ny fahagolan-tany, na ataon'ny solombavambahoaka. Ny lalàna koa dia fepetra arahina amin'ny sokajin-javatra na fahaisana manokana. Ohatra : araka ny lalàn'ny fitsipi-pitenenanan malagasy dia tsy asiana n amin'ny fahakambanon-teny.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.