Krity
Avy amin'i Wikipedia
I Krity (amin'ny fiteny grika : Κρήτη, izany hoe amin'ny fiteny grika taloha : Krḗtē, ary amin'ny fiteny grika ankehitriny : Kríti) dia nosy grika. Nosy fahadimy lehibe indrindra ao amin'ny ranomasina Mediteranea, faritra grika i Krity hatry ny taona 1913.
Toerana nipoiran'ny sivilizasiôna minaoanina i Krity, ary i Knossos no renivohitr'izay sivilizasiôna izay.
