Kintana sahozanina fotsy

Avy amin'i Wikipedia

Ny kintana sahozanina fotsy dia ny sisa tavelan avo hakitroka avy amin'ny fivoaran'ny kintana manana lanja hatramin'ny lanjamasoandro 8. Ny sahozanina fotsy dia tsy itrangan'ny fiota termôniokleary tahaka ny amin'ny kintana tsotra intsony. Na dia izan aza, dia manam-pana avo foana ilay izy mandritry ny fotoana lava, izay mahatonga azy ho omena anarana hoe sahozanina fotsy.

Ny lanjan'ny kintana sahozanina fotsy dia kely noho ny lanjan'ny Masoandro fa manana hadiry mitovy amin'ny Tany. Ny hakitroky ny zavatra manorina ny sahozanina fotsy dia akaikin'ny 1.000.000kg/cm³ any ho any. Ny manorina ireo sahozanina fotsy dia karbônina ary ôksizenina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]


Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.