Karenjy

Avy amin'i Wikipedia
Mazana

Karenjy dia ny mpanamboatra automobilina tokana eto Madagasikara. Any Fianarantsoa ny orinasa. Nanamboatra fiarakodia vitsivitsy tamin'ny 1987 hatramin'ny 1992, dia tamin'ny 2010, ny orin'asa mahaolona no nahavelona indray.

Modely[hanova | hanova ny fango]

Ny 4x4 Mazana[hanova | hanova ny fango]

Ny modely Mazana dia automobilina 4x4 manana motera Renault R18 4x4 Diesel. Misy modely 2x4 essence : Iraka.

Ny Faoka[hanova | hanova ny fango]

Ny modely E1100 dia 2x4 miaraka amin'ny Renault Express. Misy karazana maro maro :

  • Faoka :
  • Kalesa :
  • Jejo