Kalanoro

Avy amin'i Wikipedia

Ny kalanoro, araka ny finoan-drazan' ny Malagasy, dia zavamananaina mitovitovy amin' ny olona fa kely madinika sy fohy, izay mivelona any anaty ala. Malaza ho mahay fanafody ny kalanoro. Ankehitriny dia inoan' ny olona fa azo tezaina ny kalanoro mba hampanan-karena.