Hannover 96
Hannover 96 dia klioba baolina kitra matianina ao amin'ny Alemaina. Ny ekipa amin'izao fotoana izao dia milalao amin'ny ligy voalohany any Alemaina.
Tanana: Hannover ( Niedersachsen)
Fahombiazana[hanova | hanova ny fango]
1938 sy 1954 tompondaka alemà.
Mpilalao 2023/24[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Hannover 96 |