Gojaraty (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
I Jinnah sy i Gandhi tamin' ny taona 1944

Ny Gojaraty na Gojeraty dia vondrom-poko any Azia Atsimo miteny gojaraty (na gojeraty), miisa 50 000 000 any ho any maneran-tany. Ao India no tena betsaka azy ireo, nefa ahitana azy koa ny ao Pakistana sy any amin' ny firenena misy ny zanaka am-pielezana indiana sy aty Afrika. I Mahatma Gandhi dia Gojaraty, toraka izany koa ilay nanorina an' i Pakistana: i Muhammad Ali Jinnah.