Fiteny londa (vondrona)

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny londa dia vondrom-piteny banto ampiasain' ny vahoaka Londa ao Angôla sy ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô ary ao Zambia. Ireto ireo fiteny ireo, araka ny fanasokajian' i Malcolm Guthrie: ny fiteny londa sy ny fiteny salampaso ary ny fiteny roonda.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]