Fiteny bengali

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Bengali
বাংলা Bangla
Tenenina any Bangladesa, India, Onaiteda Kingdoma, Etazonia, Singapaoro, Emiraty Arabo Mikambana, Aostralia, Mianmara
Region Bangladesa, Bengala Adrefana, Assam, Tripura, Orissa, Bihar, Jharkhand
Total speakers 230 tapitrisa
Language family
Writing system fanoratana bengali
Official status
Official language in Bangladesh, India
Regulated by Bangla Academy (Bangladesa)
Paschimbanga Bangla Akademi (Bengala andrefana)
Language codes
ISO 639-1 bn
ISO 639-2 ben
ISO 639-3 ben
Global extent of Bengali
Indic script
Ity pejy ity dia mety misy soratra Indika.

Ny fiteny bengali, (na bānglā ; avy amin'ny fiteny bengali : বাংলা / bāṅlā) dia fiteny indiana ao amin'ny rantsana indo-iranian'ny fiteny indo-eoropeanina. Any Bangladesh sy any India atsinanana no misy ny ankabeazan'ny olona miteny bengali. Tenim-pirenena izy any Bangladesh ary anisan'ny teny ofisialin' India, indrindra any amin'ny faritan'ny Bengaly Andrefana sy any Tripura. Araka ny fanontan'ny World Almanac 1999, ny teny bengali no tenin-drenin'ny olona 207 tapitrisa. Teny indo-eoropeana any atsinanana indrindra ny fiteny bengali sy ny fiteny asamesa. Manana abugida ho azy ny fitney bengali, abogida avy amin'ny prakrity magadita, betsaka ny volana bengali avy amin'ny fiteny sanskrita sy avy amin'ny fiteny arab sy persana.

Jereo koa[hanova | modifier le wikitexte]

Rohy ivelany[hanova | modifier le wikitexte]


Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.