Fiainana
Avy amin'i Wikipedia
Ny fiainana dia izay mahasamihafa ireo zavatra mahakojakoja ny tenany (ny zavatra manan'aina) sy ireo zavatra izay tsy mahakojakoja ny tenany, satria na efa nitsahatra ny fikojakojana ny tena (maty), na satria zavatra tsy manana aina.