Fanenomana

Avy amin'i Wikipedia
Tenona: tenany (anglisy: warp) sy fahany (anglisy: weft).

Ny fanenomana na tenona dia fanamboarana lamba amin' ny fampidipidirana karazan-kofehy roa atao hoe tenany sy fahany, ka ny tenany mitsangana fa ny fahany kosa mitsivalana.