Elektronika

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Arduino ftdi chip-1.jpg

Ny eletrônika dia anisan'ny sampanan'ny siansa, ny injenieria ary ny teknolojia izay mikasika ny olik'aratra mampiasa mpiorina arak'aratra toy ny tioba termoionika, tirazisitôro, diôda ary olik'aratra aharo (circuit intégré), izay ampiarahana amin'ny ireo mpiorina (composant) fampitohizana mihinan'aratra. Ny fihetsika tsy mizotra (non-linéaire) ny mpiorina ary ny fahafahany mifehy ny fihetsiky ny voanaratra ao amin'ny olik'aratra dia mahafaka ny fampitomboana ara-kerinaratry ny herinaratra izay mitondra fampahalalana.

Votoatiny

[hanova] Famaritana ny elektronika

Voalohany indrindra, ny elektronika da siansa ara-teknika, na siansan'ny injeniera, izay anisan'ny sampananan lehibe indrindra ny fizika ampiharina, ary izay mandinika ary manamboatra firafitra milalao kaika arak'aratra, izany hoe rianaratra na herinaratra, izay mitondra fampahalalana na angôvo.

[hanova] Tantara

Tamin'ny taonjato faha-19, noho ny fivoaran'ny fampahalalana mikasika ny fahefan'ny aratra, nanomboka namboarina ireo mpiorina isan-karazany.

Nohakelezina hatrany hatrany ny haben'ny mpiorina arak'aratra, ka azo arao mihasarotra ny olik'aratra.


[hanova] Jereo koa

[hanova] Rohy ivelany

[hanova] Miteny frantsay

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa