Angôvo

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Ny angôvon'ny masoandro. Refesina amin'ny Watt isaky ny metatra efa-mira.

Ny angôvo dia fahafahan'ny sistema iray manova ny endrika, manao asa mampisy hetsika, hazavana na hafanana.

Ny angôvo ao amin'ny mari-drefy iraisam-pirenena dia refesina amin'ny Joule. Kilowatt-ora no ampaisaina rehefa amin'ny fiainana mandavanandro, ary elektirôna-volt no ampiasaina amin'ny fizika. Azo afamadibadihana ireo mari-drefy ireo amin'ny alàlan'ny tsy miova. Tsindraindray koa ampiasaina ny taonin-tsolika manakaiky.

[hanova] Jereo koa

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa