Dinika amin'ny mpikambana:Spídér's Wéb: A Píg's Tálé 92

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Fanakanana[hanova ny fango]

Nosakanako ianao satria mitondra solonanarana mahataitra. Ny mahataitra ahy dia ny vokatr'asan'ireo olona izay nitondra ny solonanarana entinao amin'izao fotoana izao. Ireo izay mitondra ny solonanarana « A pig's Tale » ireo dia manimba ny wikipedia malagasy daholo, ka miala aminao izaho raha manatsara ny raki-pahalalàna ny ataonao eto.

Raha sanatria diso fiheverana izaho dia apetraho eto amin'ny pejin-dresaka eto hafatra iray mambara fa hiasa eto amin'ny wikipedia ianao ary hitondra vokatsoa amin'ity raki-pahalalàna amin'ny teny malagasy ity.

Misaotra anao. Jagwar grr... | 3 Aogositra 2010 à 09:47 (UTC)[répondre]