Demografia

Avy amin'i Wikipedia
  

Ny demografia dia fikarohana siantifika mikasika ny fiovan'ny mponina araka ny fiterahana, fahafatesana, fifindra-monina, ary ny fahanterana. Ny demografy dia misy ifandrasana amin'ny fanabeazana, firenena, finoana, ary ny fihaviana.

![hanova | hanova ny fango]