Damaskosy

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy


I Damaskosy[1] dia tanàna renivohitr'i Siria. avy amin'ny teny arabo Dimashq, dia firenena lehibe indrindra ao Siria. I Damaskosy no tanàna antitra indrindra mbola ipetrahan'ny mponina. Ny tanàn-dehibe dia manana isam-ponina 2,6 tapitrisa mponina ny taona 2004[2].

I Damakosy dia renivohitry ny kalifaty omaiada ny taonjato fahafito hatramin'ny taonjato fahavalo. Taorian'ny fandresen'ny dinastia Abasida, dia nafindra tany Bagadada ny renivohitra. Nandritry taonjato faha-13, dia lasa renivohitry ny kalifaty mamaloka, izay nahatonga azy ho tanàna lehibe ary manan-karena amin'ny lafiny ara-kolontsaina ao amin'ny faritra misy azy (Azia andrefana). Nandritry ny taona nanjakan'ny Fanjakambe Osimàna, dia nihakely ny lanjan'i Damaskosy. Amin'izao fotoana izao, i Damaskosy no tanàna renivohitr'i Siria. Ary noho ny hareny ara-kolontsaina, izy io no voafidy ho renivohitra ara-kolontsain'ny arabo ny taona 2008.[3]

Tsiahy[hanova | modifier le wikitexte]

  1. Anarana nomen'ny mpandika baiboly malagasy an'ilay tanàna
  2. Central Bureau of Statistics Syria Syria census 2004
  3. دمشق عاصمة الثقافة العربية 2008. Damascus.org.sy. Retrieved on 2010-06-20.