Dalmatia

Avy amin'i Wikipedia
I Dalmatia tamin' ny taona 1918

I Dalmatia dia faritra amorontsiraka manan-tantara ao amin' ny faritra Balkana, manamorona ny Ranomasina Adriatika, mizara ankehitriny eo anelanelan' i Krôasia izay manana ny ampahany lehibe indrindra, sy i Môntenegrô ary i Herzegôvina. Amin' ny teny krôatiana izy dia atao hoe Dalmacija ; fa amin' ny teny italiana kosa dia Dalmazia; ary amin' ny teny latina dia Dalmatia.