Dahalo

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny dahalo dia mpangalatra.

Aty amin'faritra atsimon'ny nosy: Ihosy, Betroka, Isoanala, Beraketa, Beroroha, Ilakaka, Ranohira, Amboasary atsimo, no ahitana asan-dahalo na malaso betsaka ary mahery vaika indrindra eto Madagasikara.