Current events

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Fiantsoana hiara-miasa[hanova | modifier le wikitexte]

Nifampiresaka tamin'ny namana iray aho afak'omaly, ka hitako hoe azo Hatao tsara ny miara-miasa Hanatanteraka ity teti-kasa ity. Maro tokoa ny tranon-kala malagasy miezaka hampahafantatra ny Malagasy,ary samy manao izay vitany, ka inoako fa afaka hifanampy daholo ny rehetra rehetra eto.

Aiza daholo[hanova | modifier le wikitexte]

Rehefa nojerena teto amin'ny lahatsoratra niova farany dia mbola vitsy dia vitsy ny mpandray anjara. Mahereza e. --Hery 16:07, 7 Mey 2005 (UTC)

Hanomboka indray[hanova | modifier le wikitexte]

Taorian'ny fijanonana naharitra momba ity wikipedia amin'ny teny malagasy ity dia hanomboka indray isika. Ho toa ireo wikipedia amin'ny teny vitsivitsy dia hangonina tsikelikely ireo lohahevitra tokony hodinihana. Isaorana antsika rehetra sahady mazoto amin'izany ezaka lavitra be izany. --Hery 14:47, 5 May 2005 (UTC) Marina tokoa izany ,mbola tsy dia be mpahalala loatra angamba ilay "wikipedia" malagasy ka izany no mahatonga an'izany jose.r tena nanaitra ahy mihitsy ity cite ity satria amin'ny teny malagasy sady ahafahana mifanome hevitrafa ny olana kely dia mbola vitsy no mahafantatra ity "wikipedia" ity ary na za aza dia kisendrasendra no nahitako azy