Braunschweig

Avy amin'i Wikipedia

52°16′N 10°31′E / 52.267°N 10.517°E / 52.267; 10.517

Braunschweig
Velarantany 192,7 km2
Isam-ponina 251 804 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna Thorsten Kornblümchen
Firenena  Alemaina
Faritany NC
Faritra NC


I Braunschweig dia tanàna any  Alemaina, Ny tanàna no misy ao amin'ny  Niedersachsen (frantsay: Basse-Saxe). Misy, 251.804 ny olona velona.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Tamin'ny 1932 dia nahazo toerana ho mpiasam-panjakana tao Braunschweig i Adolf Hitler. Izany no nahafahany nahazo zom-pirenena alemà sy nirotsaka tamin’ny fifidianana tamin’ny 1932.[1]

Klioba baolina kitra[hanova | hanova ny fango]

Renirano[hanova | hanova ny fango]

Jereo Koa[hanova | hanova ny fango]