Betsirebaka

Avy amin'i Wikipedia

Ny Betsirebaka dia mponina avy any amin' ny tapany atsimon' i Madagasikara (indrindra ny Antemoro sy ny Antesaka ary ny Antandroy) izay nifindra monina any Mahajanga. Izy ireo no fototry ny rotaka izay vonoana olona nitranga tany Mahajanga nihatra amin' ny Kômôriana tamin' ny Desambra 1976.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]