Archèche
Avy amin'i Wikipedia
Ny fisian'ny departemantan'i Archède ao Frantsa (miloko mena)
I Ardèche dia departemanta frantsay ao amin'ny faritra Rhône-Alpes, any atsimon'i Frantsa. Avy amin'ny renirano mitovy anarana mandalo ao amin'ilay departemanta no iavian'ny anaran'ilay departemanta. 07 ny kaody nomen'ny INSEE sy ny la poste ny departemantan'i Ardèche. Ny anaran'ny departemantan'i Ardèche amin'ny fiteny ôksitana dia Ardecho. Tao amin'ny faritan'i Vivarais i Ardèche tamin'ny andro nialohan'ny departemanta tamin'ny taonjato faha 17.