Angovo azo havaozina

Avy amin'i Wikipedia

Ny Angovo azo havaozina (ho afohezina ho angovo a.h.) dia loharanon'angovo izay fivaozana voajanahary haingana mba ahafahantsika milaza azy ireo ho tsy mety ritra mandritry ny fotoan'olombelona. Ny angovo azo havaozina dia tsy toy ny solika satria tsy mamokatra etona maro sy ny loto avy amin'ny setroka toy ny solika fôsily.

Misy be dia be ny fampiasana mahazatra ny herin-drivotra, herin-drano, solika voatr'aina, ary ny angovon'ny masoandro ny angovo amin'ny firenena mandroso sy andalam-pandrosoaa. Fa ny famokarana herinaratra faobe mampiasa angovo azo havaozina izao dia lasa fahita matetika.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.