Andriamanelo
Avy amin'i Wikipedia
I Andriamanelo dia mpanjakan'i Madagasikara nanjaka tamin'ny taonjato faha 16.
I Andriamanelo dia lahamatoan'i Rangitamanjakatrimovavy, mpanjakan'i Merimanjaka. Nataony tany Alasora ny renivohiny, tanàna ambanivohitra any atsimo atsinanan'i Antananarivo.