Albert Einstein
Avy amin'i Wikipedia
I Albert Einstein, teraka tamin'ny 14 Martsa 1879 tany Ulm, Wurtemberg izy ary maty tamin'ny 18 Aprily 1955 tany Princeton, New Jersey, dia manam-pahaizana Alemana (1896), tsy nitondra zom-pirenena (1901), ary tery aoriana, soisa sy amerikana (1940).
Nahazo loka Nobel fizika izy tamin'ny 1921 tamin'ny fanazavany ny vokatra fôtôelektrika. Ny asa tena hahafantaran'olona azy dia ny raikitra E=mc2 mampifandray ny zavatra sy ny angôvo anaty rafitra iray.