13 Febroary
Avy amin'i Wikipedia
- 1913: Voatendry ho ben'ny tanànan'Antananarivo Andriamatoa De Guise.
- 1975: Taorian'ny nahafaty ny Kolonely Richard Ratsimandrava dia nahantona avokoa aloha ny antoko politika rehetra teto Madagasikara