Ôaka maitso

Avy amin'i Wikipedia
Hazo ôaka maitso

Ny ôaka maitso dia karazana hazo mateza ravina ao amin' ny fianakaviana Fagaceae, mamorona ala maivana sy kirihitra izay hita indrindra any amin' ny faritr' i Mediteranea. Quercus ilex no anarany ara-tsiansa.