Aller au contenu

Fiangonan' ny Vondrona Kristianin' ny Fanahy Masina

Avy amin'i Wikipedia
Sary famantarana ny FVKFM

Ny Fiangonan' ny Vondrona Kristianin' ny Fanahy Masina na FVKFM dia fiangonana kristiana evanjelika na ara-pilazantsara miorina eto Madagasikara. Tsy inona ity fiangonana ity fa fiangonana avy amin' ilay fiangonana avy any Brezila nantsoina hoe Eglise Universelle du Royaume de Dieu izay noroahin' ny fitondram-panjakana malagasy sady najanona noho ny mpitarika tao aminy voampanga ho nandoro Baiboly tao Fianarantsoa[1][2][3][4].

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]

  1. "Madagascar bans Bible-burning sect". iafrica.com. February 3, 2005.
  2. "Madagascar bans Bible-burning Brazilian sect". The Mail & Guardian. Sapa-AFP. 3 February 2005.
  3. "Pour avoir brûlé une Bible et des objets religieux", cath.ch
  4. "Madagascar: Confirmation: l’'Eglise universelle du Royaume de Dieu" interdite", cath.ch