Dinika amin'ny mpikambana:76.235.232.18
Manao ahoana 76.235.232.18, tonga soa eto amin’ny Wikipedia amin'ny teny malagasy! | |||
---|---|---|---|
Bienvenue ! Si vous n'êtes pas un locuteur du malgache, vous aurez peut-être envie de visiter le portail des contributeurs non-malgaches. Faites-vous plaisir ! |
Manao ahoana, Hitanao amin'izay fa mora dia mora ny manova an'i Wikipedia. Nesorina ny fanovana nataonao satria tsy manan-tanjona ny manatsara ny raki-pahalalana. Ny tsifanajana ny fototra dimy koa angamba no mety antony nanesorana ny fanovanao. Afaka mijery ny fandraisan'anjaranao avokoa ireo mpikambana nisoratra anarana ary ireo mpandalo eto amin'i Wikipedia. Ary araka ny fomba fandraisan'anjaranao eto, mety ho voasazy tsy afa-manoratra eto intsony ianao. Ataovy any amin'ny kianjam-pasika ny fanovana azafady, na manokafa kaonty iray dia ataovy eo amin'ny pejim-pikambanao. Misaotra anao namaky,
|
Ity pejy ity dia pejin-dresak'olona tsy nanokatra na tsy nampiasa ny kaontiny. Noho izany dia ilainay ny mampiasa ny adiresy IP-ny hanondroana azy. Mety zarazarain'olona maro ny adiresy IP iray. Raha mpikambana tsy nisoratra anarana ianao, ka raha mahita resaka ts ho anao, azonao atao ny manokatra kaonty, na miditra mba tsy ho voafangarao amin'ny mpikambana hafa tsy nisoratra anarana.