Zermaniôma

Avy amin'i Wikipedia
Zermaniôma

Zermaniôma (Anglisy: Germanium) dia singa simika misy marika Ge sy isa atomika 32. Izy io dia metalôla fotsy manjelanjelatra, mafy vaky, fotsy volondavenona ao amin'ny vondrona karbôna, mitovitovy amin'ny simika amin'ny vondrona mpifanolo-bodirindrina aminy silisiôma sy vifotsy.