Zanabolana

Avy amin'i Wikipedia

Ny zanabolana dia zavatra iray izay niniana napetraka tao amin'ny mihodina. Ireo zavatra ireo dia antsoina hoe satelita artifisialy hanavahana azy amin'ny satelita voajanahary toy ny tany sy volana.