William Morgan Shuster

Avy amin'i Wikipedia
William Morgan Shuster

I William Morgan Shuster (1877 - 1960) dia mpisolovava sy mpiasam-panjakana ary mpanoratra amerikana, izay fanta-daza indrindra amin' ny asany amin' ny maha "mpitam-bola jeneralin' i Persia" izay notendren' ny Antenimiera iraniana, na Majles, nanomboka tamin' ny Mey ka hatramin' ny Desambra 1911.