Wikipedia:Fivoarana/*/Vohemar

Avy amin'i Wikipedia


Vohemar, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Vohemar''' na koa '''Vohimarina''' na '''Iharana''' dia kaominina eo amin'ny amorontsiraka avaratra atsinanan'i Madagasikara. Izy io dia renivohitry ny distrikan'ny Vohemar, ao amin'ny [[faritra]] Sava ao amin'ny faritan' Antsiranana. Ny isam-ponin'ilay kaominina dia 15 000 eo ho eo araka ny fanisana natao tamin'ny 2001.

Ny tanànan'i Vohemar dia manana seranam-piaramanidina iray ary seranana iray.


== Jeografia ==
{{...}}

== Toe-tany ==
{{...}}

== Tantara ==
{{...}}

== Toe-karena ==
{{..