Wikipedia:Fivoarana/*/Voahangy

Avy amin'i Wikipedia


Voahangy, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 == I Voahangy ==

RAZAFINDRAZAKA Voahangiharisoa no tena anarany. Renim-pianankaviana. Manan-janaka telo lahy (Rija - Riana - Rado) izay samy efa raim-pianankaviana daholo. Efatra mianadahy no zafikeliny amin'izao fotoana izao, dia i Mandresy 7 taona - Mendrika 5 taona - Ny Tsiky 3 taona - Iharena 2 volana sy tapany.

Mpanankato teraka sy lehibe tao anatin'ny zava-kanto i Voahangy na avy amin'ny lafin-drainy na avy amin'ny lafin-dreniny satria samy hita (t)ao amin'ny fianankaviany daholo na ny m