Wikipedia:Fivoarana/*/Varatra

Avy amin'i Wikipedia


Varatra, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''varatra''' dia ny feo vokatry ny fipoakan'ny rivotra mifandona amin'ny [[tselatra]] ka mahatonga ny rivotra hitondra elektrona ([[plasma]] no iantsoina ilay rivotra na etona misy elektrona). Mitovy ny fotoana ipoahan'ny varatra sy isehoan'ny tselatra saingy noho ny tsy fitovian'ny hafainganany (speed) dia ny [[tselatra]] aloha no hita voalohany avy eo ny [[varatra]] no heno.  Raha tena akaikin'ny tselatra no misy olona mijery dia miara-mipoitra ny [[tselatra]] sy ny [[varatra]].

Noho ny f