Wikipedia:Fivoarana/*/Vahombey

Avy amin'i Wikipedia


Vahombey, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{vangovango}}

'''Vahombey''' dia tarika [[Madagasikara|malagasy]] mirona amin'ny bàn-kira [[rock]] sy [[blues]].

Rabearison Roland Dieu Donné Vahombey (na Rola) no filohan'ny tarika. Dia ao koa i Milanto, Kim's, Mirana, Hery ary Andianjara.

Hoy i Rola hoe
 : "Asakasak'izay sendra mahare [[beko]] antandroy manakoako manerana vazan-tany ka tsy hanongilan-tsofina ! Izany ve tsy mozika "blues" ? Sao mba izany mihitsy aza no anisan'ny fototrin'ny "blues" nankalazain'ny amerikana mainty hoditra, r