Wikipedia:Fivoarana/*/Tsiefa

Avy amin'i Wikipedia


Tsiefa, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:Infinity symbol.svg|180px|ankavanana|thumb|Ny evan'ny tsiefa amin'ny karazan-tsoratra maro]]

Ny '''tsiefa''' (soratana amin'ny soratra ''∞'') dia habetsaka tsy misy fetra na tsy misy fifaranana amin'ny [[matematika]] na amin'ny fizika. Samy manana ny heviny mikasika ny tsiefa ny olombelona.

Amin'ny matematika, heverina fa isa lehibe (iray [[miliara]], iray [[biliôna]], iray [[biliara]]...) ny ''tsiefa'' (i.e. raha mandrefy izy na manisa : « isa miditra tsiefa ») kanefa karazan'isa samih