Wikipedia:Fivoarana/*/Tanjona Iberika

Avy amin'i Wikipedia


Tanjona Iberika, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{vangovango}}

Ny '''tanjona Iberika''' na [[Iberia]], dia tanjona any atsimo andrefan' [[Eoropa]]. Ny firenena sy zanatany ao amin'ny tanjona Iberika dia [[Portogaly]], [[Espaina]], [[Andora]], [[Gibraltar]] ary [[faritany]] kely varavetin'i [[Frantsa]] Atsimo. Anisan'ny tanjona telon' [[Eoropa Atsimo]] ny tanjona Iberika ary izy no any andrefana indrindra amin'ireo. Ny tanjona Iberika dia voafaritry ny [[Pirenea]] any Avaratra, ny ''Detroit de Gibraltar'' any atsimo, ny [[ranomasimbe Atlantik