Wikipedia:Fivoarana/*/Reny
Reny, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]
> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : <!-- vim: se ft=wp: -->Ny '''Reny''' dia ilay '''vehivavy''' niteraka ny [[zaza]] anankiray, ny '''lehilahy''' niarahany nahafahany niteraka no antsoina hoe [[ray]]. Ny Ray aman-dReny (misaraka no fanoratra azy) no enti-milaza ireo lehilehy sy vehivavy ireo, ka antsoin'ny [[fiteny malagasy]] hoe ''Nahitana masoandro'', na ''Masoandro amam-Bolana''. Tsy tokony ho afangaro amin'ny teny hoe Raiamandreny (soratana mikambana) izay enti-milaza olona na {{tb entité}} manana satan'ny Ray aman-dReny eo