Wikipedia:Fivoarana/*/Paul-Louis Rafanomezantsoa

Avy amin'i Wikipedia


 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Teraka tanaty fianakaviana [[katolika]] tena nafana fo i Mompera '''Paul-Louis Rafanomezantsoa''' ([[14 jolay]] [[1951]] – [[1 Septambra]] [[2007]]) . 7 lahy sy 3 vavy izy ireo no naterak’ireo ray aman-dreniny dia Rasambo Pierre izay Chef Comptable niasa tamin’ny Trésor sy Razafindravao Jeanne Marie. Tao Ambohibory antampon-tanànan’i [[Fianarantsoa]] no nonina izy ireo, fa avy any Isorana no tena fiaviany.  

Nianatra tao amin’ny Seminera Zandriny tao Kianjasoa Fianarantsoa izy tamin’ny taona 19