Wikipedia:Fivoarana/*/Ohabolana

Avy amin'i Wikipedia


Ohabolana, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''ohabolana''' dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana [[kabary]] indrindra koa. Teo amin'ny [[Ntaolo]] Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny [[lovan-tsofina]] toy ny [[angano]] ny ohabolana.
Eto amin'ity wiki-pahalalàna ity, dia napetraka ao anaty fizarana iray ao anaty pejy iray ny ohabolana fantatra ma